Entry | 1 tsy miroa fo |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza faherezana miasa na manao raharaha satria amin' ny asa tokana ihany ny fony |
Examples |
4 [2.895] Mba tsy miroa fo koa re izany namatotra azy izany. |
Elementary words | 5 miroa, fo |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |